|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faly raviny |
| Singan-teny | 2faly, 3ravina |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5faly ambony ihany: faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Pleasure at mere outside appearances; lit.
7glad at the leaves (but not knowing whether there will be fruit or not).. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qui se réjouit sur les apparences, comme celui qui voyant les feuilles d'un arbre pense y trouver des fruits qui n'y sont pas.
[1.3, 2.415#5537] |
| Tovy hevitra | 9faly volony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|